Wiktionary:Fandraisana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
(tonga teto avy amin'ny Fandraisana)
Hanketo: Fikarohana, karohy


Tonga soa eto amin’i Wikibolana

Rakibolana malalaka manazava ary mamaritra ireo tenin'ny fiteny rehetra amin’ny teny malagasy. Ny isan’ny teny iditra ankehitriny dia 3 182 580 amin’ny fiteny miisa 497
FikarohanaTeny rehetraFiteny rehetraKarazan-teny

Abidy latina : a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z

pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif


Radical word.pngTeninʼity herinandro ityRadical word.png

Notepad icon.svg
Mbola tsy voatsonga ny tenin'ity herinandro ity amin'izao fotoana izao.

Azonao atao ny manampy teny iray araka ny fitsipika voalaza eto. Raha mbola miseho foana ity hafatra ity dia havaozy ny mpitety vohikala anao amin'ny alalan'ny fanindriana ny CTRL+F5. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao dia mametraha sosokevitra eo amin'ny pejy natokana ho an'ny sosokevitra, satria voaaro ilay pejy (mba tsy hisy fanararaotana ary fanimbana votoatiny) ka noho izany dia tsy afaka manova azy avy hatrany ianao raha tsy nisoratra anarana.


Tsindrio eto raha tia handray anjara amin'ny fitsongana ny tenin'ny herinandro iray.

UnderCon icon.svgAsa hataoUnderCon icon.svg

Ho an'ny taona 2012

Fampitandremana mikasika ny teny iditra ato : Mety ahitana hadisoana ny teny iditra sasany hitanao eto amin’i Wikibolana ; ny fiavian’ireo teny mety diso ireo dia teny avy amin’ny dikan-teny nomen’ny Wiki hafa (toy ny Wikibolana amin’ny teny anglisy). Koa raha fantatrao ny dikan-teny malagasy miady kokoa amin’ilay teny, dia tsarao ilay hadisoana.


Fampahalalana hafa : Mikasika ny teny amin’ny teny malagasy indray, dia noho ny hataka ofisialy avy amin’ny Fikambanana Wikimedia, dia nesorina avokoa ny teny famaritana ao amin’ny teny malagasy. Raha fantatrao ilay famaritana, dia azonao fenoina ilay teny iditra amin’ny alalan’ny rohy «hanampy famaritana vaovao» eo amin’ny barre eo ankavia, ao amin'ny fizarana Fitaovana.


Ny asa hafa atao indray dia milisitra eo ambany eo.

  • Fanasokajiana ny teny araka ny taranja ampiasana azy
  • Famaritana ny anarana iombonana amin'ny teny malagasy
  • Famaritana ny matoanteny amin'ny teny malagasy

Globe of letters.svg Teny araka ny sokajy Globe of letters.svg

Ireo ny teny vosokajy araka ny sokajiny eto amin'i Wikibolana. Fantaro fa mety misy ireo teny izay mety tsy mbola voarohy ao amin'ilay sokajy ao.

Anarana Mpamaritra Matoanteny

Anarana iombonanaAnaran-tsamirery

Mpamaritra anaranaTambinteny

Matoantenin'ny ataoMatoantenin'ny mpanao

Nuvola apps edu languages.svgFampandrenesanaNuvola apps edu languages.svg

Ny vaovao
  • 27 Jiona fiteny efajato
  • 20 Mey fiteny telonjato
Fanoroana

Ireo ny pejy mety ilainao jerena rehefa hanoratra eto aminʼi Wikibolana :

Nuvola apps filetypes.png Mombanʼi Wikibolana
Momban'i WikibolanaDinikaFanoroana mikasika ny fanoratana eto amin'ny wikibolanaZom-pamoronaKianjam-pasikaTeny iditraBoky volamena

link Abidy hafa