Aller au contenu

участие

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Biolgara [Ovay]

Anarana iombonana

участие

  1. fandraisana anjara
  2. ny anjara biriky, ny anjara tokony ho azo

Fanononana

Tsiahy

Rosiana[Ovay]

Anarana iombonana

участие (učastije)

  1. anjara, tsatòka
  2. fandraisana anjara, fiaraha-miasa, firaisana tsikombakomba
  3. fiaraha-miory, fiahiana

Fanononana

  • IPA(key): [ʊˈt͡ɕæsʲtʲɪje]

Tsiahy