Aller au contenu

Dominican

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Mpamaritra

Dominican

  1. zavatra an'ny antokom-pivavahana Dominikana
  2. zavatra avy amin'i Dominica, na ny vahoakany, na mikasika
  3. zavatra avy amin'ny Repoblika Dominikanina, na ny vahoakany, na momba

Fanononana

  • IPA(key): /də.ˈmɪn.ɪ.kən/
  • (UK) IPA(key): /ˌdɒ.mɪ.ˈniː.kən/, /də.ˈmɪn.ɪ.kən/
  • (US, Canada) IPA(key): /ˌdɑ.mɪ.ˈni.kən/, /də.ˈmɪn.ɪ.kən/

Tsiahy

Anarana iombonana

Dominican

  1. mpikambana ao amin'ny antokon'ny fivavahana natsangan'i Masindahy Dominika
  2. olona avy any Dominica na avy amin'ny taranany
  3. olona avy ao amin'ny Repoblika Dominikanina na avy amin'ny taranany

Fanononana

  • IPA(key): /də.ˈmɪn.ɪ.kən/
  • (UK) IPA(key): /ˌdɒ.mɪ.ˈniː.kən/, /də.ˈmɪn.ɪ.kən/
  • (US, Canada) IPA(key): /ˌdɑ.mɪ.ˈni.kən/, /də.ˈmɪn.ɪ.kən/

Tsiahy