Aller au contenu

android

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Mpamaritra

android

  1. zavatra manana ny toetran'ny olombelona

Fanononana

Tsiahy

Anarana iombonana

android

  1. olombelona artifisialy
  2. robot natao hijery sy hanao zavatra tahaka ny olombelona (tsy voatery ho lehilahy)

Fanononana

Tsiahy