arranger

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

arranger

  1. fitendry nomerika
  2. ilay iray izay mandamina

Tsiahy

Frantsay[Ovay]

Matoanteny

arranger

  1. mamerina amin'ny laoniny, manolo amin'ny fomba sahaza na mirindra
  2. mametraka ao anaty filaharana iray
  3. mampifanaraka ny tiany na ny fahafaham-pony manokana tsy misy fiheverana ny fahamarinana
  4. manao asa fanamboarana mozika
  5. mandamina, manova, mampifanaraka amin'ny zavatra sasany
  6. miarina

Tsiahy