Aller au contenu

automate

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Romainina[Ovay]

Endri-pamaritra anarana

automate

  1. ploraly ny teny automat

Fanononana

Tsiahy

Frantsay [Ovay]

Anarana iombonana

automate

  1. Fitaovana elektronika na solosaina natao ho an'ny fanaraha-maso ny fizotran'ny indostria ny sela
  2. Ny cela dia milina iray izay manana ny fahafahany mihetsika
  3. Robot iray, milina manana endrika olombelona
  4. olona iray izay manao toy ny robot, toy ny milina

Tsiahy

Anglisy[Ovay]

Matoanteny

automate

  1. manolo na manatsara ny asan'ny olona amin'ny alalan'ny milina

Fanononana

Tsiahy