Aller au contenu

counterfeit

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Mpamaritra

counterfeit

  1. zavatra manafina ny endriky ny zavatra iray; mamitaka; mihatsaravelatsihy
  2. zavatra sandoka, indrindra fa vola; natao hamitahana na hahatonga ny olona hieritreritra fa tena izy ilay
  3. zavatra tsy marina

Fanononana

Tsiahy

Matoanteny

counterfeit

  1. mamorona zavatra tsy marina

Fanononana

Tsiahy

Anarana iombonana

counterfeit

  1. izay miforitra, izay manambaka
  2. mpisandoka; mpamitaka
  3. tsy tena
  4. zavatra mitovy amin'ny zavatra hafa; fitoviana; sarin-javatra; mitovy endrika

Fanononana

Tsiahy