Aller au contenu

discern

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Matoanteny

discern

  1. mahita, na mahafantatra, na mahatakatra amin'ny alalan'ny saina
  2. mamantatra amin'ny alalan'ny saina
  3. manavaka ny zavatra tsy mitovy
  4. manavaka zavatra iray amin'ny zavatra hafa

Fanononana

Tsiahy