fampoehana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « fampoehana » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fampoehako fampoehanay, fampoehantsika
2 fampoehanao fampoehanareo
3 fampoehany fampoehan-jareo
fampoehanjareo
K- fampoehan'
fampoehan-
fampoeham-

fampoehana fam͡pueʔanạ

  1. Karazan-javatra kely atao hidina fehikibo na solo-na bokotra amin'ny akanjo.

Wiki puzzle.svg Anagrama