fanasokajiana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « fanasokajiana » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fanasokajiako fanasokajianay, fanasokajiantsika
2 fanasokajianao fanasokajianareo
3 fanasokajiany fanasokajian-jareo
K- fanasokajian'
fanasokajian-
fanasokajiam-

fanasokajiana fanasukad͡zianạ

  1. Fitsinjarana sy fampiarahana ary fandaharana amin'ny fomba fiasa omban-damina zavatra manana toetoetra iraisana

Wiki puzzle.svg Fivaditsoratra

Litera 11

Dikan-teny

  1. katalana : classificació,
  2. tseka : klasifikace,
  3. espaniola : clasificación,
  4. frantsay : classification,
  5. indonezianina : klasifikasi,
  6. ido : klasifiko,
  7. italiana : classificazione,
  8. ôksitana : classificacion,
  9. romainina : clasificare,