fifanoheran-tena

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « fifanoheran-tena » Etimolojia

Avy amin'i fifanoherana sy 'tena.

Open book 01.svg Anarana iombonana

fifanoheran-tena  ♦ X-SAMPA : AAI :

fanononana ?
...
(Sary)
  1. Filazana iray ahitana hevitra roa mifanohitra.
Singiolary Ploraly
1 fifanoheran-tenako fifanoheran-tenanay, fifanoheran-tenantsika
2 fifanoheran-tenanao fifanoheran-tenanareo
3 fifanoheran-tenany fifanoheran-tenanjareo

Dikan-teny

Dikan-teny tsy ampy

  1. anglisy : self-contradiction