flair

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

flair

  1. mampiavaka ny fomba na ny hakanton'ny olona
  2. talenta na fahaizana nateraky ny natiora na nateraky ny voajanahary

Fanononana

Tsiahy

Frantsay[Ovay]

Anarana iombonana

flair

  1. ny fahatsapana fofona

Fanononana

Tsiahy

Frantsay taloha[Ovay]

Anarana iombonana

flair

  1. fofona
  2. ny fahatsapana fofona

Tsiahy

Sikaotisy[Ovay]

Anarana iombonana

flair

  1. gorodona

Fanononana

Tsiahy