forehitra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « forehitra » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

forehitra AAI : fuɾeʔit͡ʂạ

...
(Sary)
  1. p.t.: May tsy misy horaisina. •H.i.: Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. - F,-p.: Kila forehitra: maytanteraka ary tonga lavenona.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny {{}} :