goana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « goana » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 goako goanay, goantsika
2 goanao goanareo
3 goany goan-jareo
goanjareo
K- goan'
goan-
goam-

goana /guanạ/

  1. Feo re avy amin'ny varavarana harafesintsavily mivoha na mirindrina[1]
    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Anagrama

  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison