hetaheta
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
hetaheta
- Faniriana mafy hanana zavatra iray na fahaleovan-tena.
- Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
- Maneho ny fihetseham-po vokatry ny tsy fahampian' ny rano hisotroana, na ny faniriana mafy sy tsy fankafizana zavatra iray.
- Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena.