injustice

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay[Ovay]

Anarana iombonana

injustice

  1. fihetsika mifanohitra amin'ny rariny, amin'ny hitsiny
  2. toe-javatra izay mifanohitra amin'ny rariny sy ny hitsiny
  3. tsy fahamarinan'ny rariny na ny hitsiny

Tsiahy

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

injustice

  1. Tsy rariny
  2. fanitsakitsahana ny zon'ny olona hafa na ny olona
  3. tsy fisian'ny rariny

Fanononana

Tsiahy