madio

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « madio » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

madio AAI : madiʷ

(Sary)
  1. (dio) pi: Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo. ? Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano. — Tsy ntisy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany.
  2. Amin'ny fo madio no ilazako izany aminao. • Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy,raharahako izay lazainao. • h,i.: Foana, lany daholo, mafafa: Nataon'ny tontakely nadio ny tranony.
  3. M. h.: Tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy a• rahin-katina.

Wiki puzzle.svg Anagrama