mafilotra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mafilotra » Etimôlôjia

Mpamaritra

mafilotra mafilut͡ʂạ

  1. p. t: Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon'i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy uoatabiha

Fivaditsoratra

Dikan-teny