maisatra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « maisatra » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

maisatra AAI : maisat͡ʂạ

...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑at͡ʂḁ)

  1. p. t.: Mihisatra tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany. • Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidrail¢tra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta.
  2. M.h.: Handatra.
→ Maisamaisatra.

Wiki puzzle.svg Anagrama