mamy
Apparence
Poloney
[Ovay]Bika matoanteny
mamy ♦ X-SAMPA :
- mpanao voalohany ploraly ny ankehitriny ny endriky ny mpanao ny matoanteny mieć
Malagasy
[Ovay]Mpamaritra
mamy mamʲ ⋅ (sokajin-drima ‑amʲ)
- (hamy) p.t.: Mahafina ritra amin'ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely.
- M.h.: Fy, matsiro, mafilotra. • Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka. • Mahafinaritra, tsaroan'ny aina: Mamy ny miaina. - F,-p.: Mamy hoditra: tiambahoaka, tian'nympiara-monina (mif. aminy: mangidy hoditra).
- Mamy hanina antanana: tia tena fatratra; tsy mba mizara amin'ny hafa izay soa ananany.
- M.h.: Fy, matsiro, mafilotra.
- Mamy,