mandrandrana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Arrowyellow.png Jereo koa : mandrandraña

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mandrandrana »Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mandrandrana AAI : mand͡ʐand͡ʐanạ

...
(Sary)
  1. (randrana) mt p. (mandrandràna): Mamboatra ny volo lavan'ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an'ila.

Wiki puzzle.svg Anagrama