metatra
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | metatro | metatray, metatsika |
2 | metatrao | metatrareo |
3 | metany | metan-jareo |
metatra metat͡ʂạ ⋅ (sokajin-drima ‑at͡ʂḁ)
- Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny man [...]Hazo na lamba misy marika mitovy halava [...]
- (Ohatra tsy ampy)
- Mari-drefy ampaisaina amin'ny fifanekena iraisam-pirenena, izany manana eva m ; ny metatra, tamin'ny voalohany namaritana azy, dia iray ampaha-efatra tapitrisan'ny refi-paribolan'ny Tany. Izao izy dia halavirana andehanan'ny hazavana mandritry ny 1/299 792 458 segondra.
- Litera 5