paganisme

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay taloha[Ovay]

Anarana iombonana

paganisme

  1. fivavahana mpanompo sampy (fivavahana tany an-toerana natao talohan'ny nampidirana ny Kristianisma)

Tsiahy

Frantsay[Ovay]

Anarana iombonana

paganisme

  1. Ny fivavahana iray na ny iray amin'ireo fivavahana jentilisa, dia karazana fivavahana misy andriamanitra maro

Tsiahy