piece work

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

piece work

  1. asa izay ahazoan'ny mpiasa karama araka ny isan'ny singa novokarina, fa tsy araka ny isan'ny ora niasana; asa vita sy karamaina araka ny sanganasa na araka ny asa

Tsiahy