postindustrial

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Mpamaritra

postindustrial

  1. zavatra izay mamaritra ny toekarem-pirenena iray izay tsy dia misy lanjany loatra ny indostrian'ny fanamboarana ary lasa manan-danja kokoa ny indostrian'ny tolotra sy ny fampahalalam-baovao

Tsiahy