Aller au contenu

remit

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Matoanteny

remit

  1. mamela ny tenany ho malaina, ho tony (ny sain'ny olona sns.)
  2. mamerina na manolo
  3. manemotra
  4. miantso ny fitsarana
  5. tsy hitaky na hanery ny

Tsiahy

Anarana iombonana

remit

  1. ny fampitam-baovao avy amin'ny fitsarana ambony mankany amin'ny fitsarana ambany

Tsiahy