tambanosy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Open book 01.svg Anarana iombonana

tambanosy tambanusʲ

Singiolary Ploraly
1 tambanosiko tambanosinay, tambanosintsika
2 tambanosinao tambanosinareo
3 tambanosiny tambanosin-jareo
tambanosinjareo
K- tambanosin'
tambanosin-
tambanosim-
  1. Fitambarana nosy tsy dia mifanalavitra ary mitondra anarana iray manokana; ohatra: tambanosy indônezianina, tambanosy japôney