tantaram-piainana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « tantaram-piainana » Etimôlôjia

Avy amin'ny teny tantara sy ny teny fiainana

Open book 01.svg Anarana iombonana

tantaram-piainana  ♦ X-SAMPA : tantaɾam͡piainanạ

  1. Tantaran'ny fiainan'ny olona iray
Singiolary Ploraly
1 tantaram-piainako tantaram-piainanay, tantaram-piainantsika
2 tantaram-piainanao tantaram-piainanareo
3 tantaram-piainany tantaram-piainan-jareo
tantaram-piainanjareo
K- tantaram-piainan'
tantaram-piainan-
tantaram-piainam-

Dikan-teny

Dikan-teny tsy ampy

anglisy : biography
espaniola : biografia
frantsay  : biographie

Wiki puzzle.svg Anagrama

Litera 15

Dikan-teny