tavoka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « tavoka » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1
tavoko
tavokay, tavotsika
2
tavokao
tavokareo
3
tavony
tavon-jareo

tavoka  ♦ X-SAMPA : tavukạ

  1. Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy[1]
  2. Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin'ny vatan'ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa[2]
    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Fivaditsoratra

  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison
  2. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison