tombana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « tombana » Etimolojia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 tombako tombanay, tombantsika
2 tombanao tombanareo
3 tombany tombanjareo

tombana  ♦ X-SAMPA : AAI : tum͡banạ

...
(Sary)
  1. Ny bainga avadiky ny angady amin'ny fiasana ny tany[1]
  2. Faminavinana izay tokony ho vidin'ny zavatra iray[2]
    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

{{}} :

  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison
  2. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison