Aller au contenu

unanimité

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay [Ovay]

Anarana iombonana

unanimité

  1. fitovian-kevitra, fifanekena feno eo amin'ny olona maro
  2. vokatry ny latsa-bato izay ahitana ny fitambaran'ny mpifidy maneho ny latsa-bato mitovy

Tsiahy