voamaina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « voamaina » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 voamaiko voamainay, voamaintsika
2 voamainao voamainareo
3 voamainy voamain-jareo
voamainjareo
K- voamain'
voamain-
voamaim-

voamaina vuamainạ ⋅ (sokajin-drima ‑ainḁ)

  1. Toy ny tsaramaso
  2. voamaina, voankazo maina: voankazo nohamainina

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny {{}} :