Aller au contenu

xenonym

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

xenonym

  1. anarana ho an'ny vahoaka na fiteny na tanàna sns izay tsy ampiasain'ny teratany mihitsy. "Alemanina", ohatra, dia teny hafa ho an'ny olona miantso ny tenany hoe "Deutsche", "Cologne" dia teny hafa ho an'ny "Köln", "Aotrisy" ho an'ny "Österreich" sns

Fanononana

Tsiahy