aiza

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « aiza »Etimolojia

Open book 01.svg Tambinteny

aiza  ♦ X-SAMPA : /X-SAMPA ?/ AAI : aizạ

...
(Sary)
  1. 1 p. mt.: mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? / Aiza ny rainao? 1 Enti-miangavy, mitovy hevitra amin'ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naioo a! - F.-p.: Ho aiza: enti-manontany ny tany haleha: Ho aiza ianareo rahampitso? // Auy taiza?: enti-milaza ny toerana avy naleha: Avy taiza ianao no toa vizana dia uizana? ll Auy aiza?: enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? — Avy any Ambatolampy izy, tompoko. llMankaiza: mandeha ho aiza: Mankaiza moa, ry ise, itY fiaran'ny tantsaha it'? // Aiza ho aiza: enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin'ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan'ny Lapan'ny tanàna no misy anareo? / Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan'ny fahaizan'Ikoto ato avaratra ny fahaizan'ise!

Wiki puzzle.svg Anagrama