bingo

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

Kinyarwanda[Ovay]

Open book 01.svg Anarana iombonana

bingo  ♦ X-SAMPA : /X-SAMPA ?/ AAI : fanononana ?

...
(Sary)
  1. harefo, volotsangana, volo

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « bingo »Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

bingo  ♦ X-SAMPA : /X-SAMPA ?/ AAI : biŋ͡gʲʷ

...
(Sary)
  1. p. t.: Bila, filaza indrindra amin'ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka).
    • (Ohabolana) Bingo manao matso ka misalouana ny an'ny sasany: ny olona tsy mahay nefa miditriditra amin'ny raharahan'ny sasany dia tsy manao afa-tsy ny manimba zavatra fotsiny.
  2. Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka: izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky nt' olona entina. - F.-p.: Bingo tanana: entimilaza ny olona izay toa miditra atf anatiny ny tanany ka mivoaka kosa ny kihony.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

  1. marathi : अपंग
  2. italiana : storpiare
  3. espaniola : tambaleante
  4. finoa : lamee, monitulkintainen
  5. romainina : neclar
  6. portogey : esfarrapado,
  7. sinoa mandarina : , 瘸腿, , 跛足, 瘸子, 跛子
  8. tiorka : yamuk
  9. fiteny maro :
  10. poloney : lama,
  11. albaney : kaçel
  12. frantsay : bancal
  13. alemaina : krumm
  14. anglisy : cripple
  15. frantsay : bancal
  16. indonezianina : timpang

{{}} :