diksionera

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « diksionera »Etimolojia

Open book 01.svg Anarana iombonana

diksionera  ♦ X-SAMPA : /X-SAMPA ?/ AAI : diksiuneɾạ

(Sary)
  1. (Frantsay dictionnaire, anglisy dictionary)

boky anangonana ny teny rehetra ao amin'ny tenim-pirenena iray, ary ny tarehintsoratra iantombohan'ny isan-teny no andaharana azy misesy araka ny filahatry ny abidia, sady hazavaina ny heviny, ny endrika samy hafa iovany, ny fomba fampiasa azy, ny fototeniny, ny niaviany na ny niforonany; atao eo koa ny teny mitovitovy hevitra aminy, ny mifanohitra aminy, ny fombampiteny na fitenenana misy azy. ( <a href='/d/k/s/diksioneraravelojaona.html'>tohiny</a>)

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

  1. Endrika:fud : tikisionalio
  2. Endrika:wls : tikisionalio
  3. malagasy : diksionera
  4. islandey : orðabók
  5. tatara : сүзлек
  6. adigey : гущыӏалъ
  7. persana : قاموس
  8. pasitoa : قاموس
  9. letôna : vārdnīca
  10. masedônianina : речник
  11. okrainianina : словник
  12. tsetsena : дошам, словарь
  13. afrikaans : woordeboek
  14. albaney : fjalor
  15. alemaina : assoziatives Datenfeld
  16. anglisy : dictionary
  17. arabo : قاموس
  18. armeniana : Բառարան
  19. azeri : lüğət
  20. bambara : kumadengafɛ
  21. belarosy : słoŭnik
  22. bengali : অভিধান
  23. biolgara : речник
  24. bretôna : geriadur
  25. bôsniaka : rječnik
  26. danisy : ordbog
  27. ebreo : מילון
  28. eoskara : hiztegi
  29. espaniola : diccionario
  30. espaniôla : diccionario
  31. esperanto : vortaro
  32. estoniana : sõnaraamat
  33. estôniana : sõnaraamat
  34. feroianina : orðabók
  35. finoa : sanakirja
  36. frantsay : dictionnaire
  37. gaelika : foclóir
  38. galisiana : dicionario
  39. goarani : ñeʼẽndy
  40. gojaraty : શબ્દકોશ
  41. grika : λεξικό
  42. haosa : ƙamus
  43. hindi : शब्दकोश
  44. hongariana : szótár
  45. ido : vortaro
  46. indonezianina : kamus
  47. inoktitoty : ᕿᒥᕐᕈᐊᑦ ᐅᓐᓂᖅᑐᖅ ᒥᑦᓯ ᑐᑭᐊ
  48. interlingua : dictionario
  49. islandey : orðabók
  50. italiana : dizionario
  51. italianina : dizionario
  52. japoney : 倭名鈔
  53. jeôrjiana : ლექსიკონი
  54. kannara : ನಿಘಂಟು
  55. katalana : diccionari
  56. kimera : វចនានុក្រម
  57. kiorda : bêjename
  58. korana : 字書
  59. koreana : 사전
  60. kôrsa : dizziunariu
  61. latina : glossarium
  62. laôsiana : ປະທານຸກົມ
  63. lingala : bagó
  64. litoanianina : žodynas
  65. marathi : शब्दकोष
  66. mongoly : толь бичиг
  67. nerlandey : woordenboek
  68. norvejiana : ordbok
  69. okrainianina : словник
  70. papiamento : dikshonario
  71. persana : لغتنامه
  72. poloney : słownik
  73. portogey : dicionário
  74. romainina : dicționar
  75. rosy : словарь
  76. sanskrity : शब्दकोश
  77. serba krôata : rječnik
  78. silaovaka : slovník
  79. silaovena : slovar
  80. sinoa : 字典
  81. sinoa mandarina : 字典
  82. soahily : kamusi
  83. soedoa : ordbok
  84. tagalaoga : diksyunaryo
  85. tailandey : พจนานุกรม
  86. tamily : அகராதி
  87. telogo : నిఘంటువు
  88. tiorka : lügat
  89. tseka : slovník
  90. vietnamiana : tự điển

{{}} :