milaza

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy
Blue Glass Arrow.svg Jereo koa : milazà

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « milaza »Etimolojia

Open book 01.svg Matoanteny

milaza AAI : milazạ

...
(Sary)
  1. Manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana.

Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo...

    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Anagrama

  • \n