mpandrindra milina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

mpandrindra milina

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mpandrindra milina »Etimolojia

Avy amin'ny fototeny rindra notovonina mba ho lasa mpandrindra, ary avy amin'ny milina midika ireo zavatra afaka manolo ny olombelona amin'ny raharaha iray na maro.

Open book 01.svg Anarana iombonana

Mpandrindra milina AAI : mpand͡ʐind͡ʐa milinạ

...
(Sary)
  1. Anarana amin'ny teny malagasy manonona ny rindrankajy izay mandridra ny solosaina.
    • Ny mpandrindra milina malaza : Microsoft Windows, Apple Macintosh, Linux sns. Ireo ny mpandrindra milina ampiasaina indrindra amin'izao fotoana izao.
Ohatra fampiasana ny teny mpandrindra milina ao amin'ny fehezanteny izay 
Ampandehano amin'ny mpandrindra milina malalaka ny ordinaterako.

Dikan-tenin'ny mpandrindra milina amin'ny fiteny hafa[Ovay]

frantsay  : système d'exploitation
anglisy : operating system