Wiktionary:Fanamboarana takelaka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

TANDREMO :

Raha anarana fiombonana no hampidirina, dia aza asiana sorabaventy. Ohatra : samihafa ny pejy mitondra ny anarana « Manoratra » sy « manoratra » (tsy mitovy ireo pejy roa ireo any amin'i Wikipedia).

Mikasika ny fampiasana ity mpamboatra teny iditra ity :

  • Atsofohy ny teninao amin'ny iray amin'ny fanatsofohana teny maro misy eo ambany.
  • Tsindrio ilay bokotra misy ny karazan-teny eo ambaniny.

Ohatra :
Raha hamorona teny iditra mikasika ny anarana iombonana,

  • Atsofoka eo ambonin'ilay misy hoe "Anarana" ny teny.
  • Tsindriana ilay bokotra "Anarana"

Entin'ny tranonkala any amin'ny pejy fanovana ianao ; dia ataovy ny fanazavana mikasika ilay teny eo amin'ny tokony hisiany.

  • Tehirizo rehefa vita.

Azonao jerena koa ny pejy firafitry ny teny iditra raha mila ny antsipiriany mahakasika ny fanamboarana teny iditra ianao.