abaribary

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « abaribary » Etimôlôjia

Open book 01.svg Matoanteny

abaribary  ♦ X-SAMPA : abaɾibaɾʲ ⋅ (sokajin-drima ‑aɾʲ)

  1. (baribary), mt. at. (abaribario): Sokafana tsara. 1 Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin'ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto.

Open book 01.svg Mpamaritra

abaribary  ♦ X-SAMPA : abaɾibaɾʲ ⋅ (sokajin-drima ‑aɾʲ)

  1. Atao hiseho amin'ny daholobe.

Wiki puzzle.svg Fivaditsoratra

Dikan-teny