Aller au contenu

admin

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

admin

  1. mitantana ny raharaha
  2. olona mitazona ny rafi-pifandraisana na ny tambajotran-tserasera
  3. sampan-draharaha mitantana; ny fahefana mpanatanteraka ao amin'ny governemanta

Fanononana

  • enPR: ăd'mĭn", ədmĭn', IPA(key): /ˈædˌmɪn/, /ədˈmɪn/

Tsiahy

Hongariana[Ovay]

Anarana iombonana

admin

  1. mpitantana

Fanononana

Tsiahy

Portogey [Ovay]

Anarana iombonana

admin

  1. solosaina: olona tompon'andraikitra amin'ny rindrambaiko sy ny fikojakojana ny solosaina na ny tambajotra

Fanononana

Tsiahy