ahoaho

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Fon[Ovay]

Open book 01.svg Anarana iombonana

ahoaho  ♦ X-SAMPA : AAI :

fanononana ?
...
(Sary)
  1. akoma

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « ahoaho » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 ahoahoko ahoahonay, ahoahontsika
2 ahoahonao ahoahonareo
3 ahoahony ahoahon-jareo
ahoahonjareo
K- ahoahon'
ahoahon-
ahoahom-
ahoaho  ♦ X-SAMPA : AAI : aʔuaʔʷ
...
(Sary)
  1. Fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. --

Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona.

    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny {{}} :