alina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche


Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « alina » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 aliko alinay, alintsika
2 alinao alinareo
3 aliny alin-jareo
alinjareo
K- alin'
alin-
alim-

alina  ♦ X-SAMPA : alinạ

  1. a.: Fotoana tsy anazavan'ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin'ny ilentehan'ny masoandro ka hatramin'ny iposahany indray ka itankizinan'ny tany ao anatin'ny haizina: Tonga ny alma: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin'ny lanitra — h.o.: haizina: Ao anatin'ny alin'ny tsy fahalalana. lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy,

Wiki puzzle.svg Anagrama