angaha

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « angaha » Etimolojia

Open book 01.svg Matoanteny

angaha  ♦ X-SAMPA : AAI : aŋ͡gaʔạ

...
(Sary)
  1. Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisala [...] angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy!
    • (Ohatra tsy ampy)

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

  1. afrikaans : miskien
  2. albaney : ndoshta
  3. alemaina : vielleicht
  4. anglisy : be
  5. arabo : ربما
  6. belarosy : магчыма
  7. biolgara : може би
  8. bretôna : marteze
  9. danisy : måske
  10. ebreo : אולי
  11. eoskara : beherbada
  12. espaniôla : quizá
  13. esperanto : eble
  14. estôniana : ehk
  15. feroianina : kanska
  16. finoa : ehkä
  17. frantsay : peut-être
  18. gaelika : b'fhéidir
  19. galisiana : quizais
  20. grika : μάλλον
  21. hindi : शायद
  22. hongariana : talán
  23. indonezianina : barangkali
  24. inoktitoty : ᐃᒻᒪᖄ
  25. italianina : forse
  26. japoney : かもしれない
  27. jeôrjiana : შესაძლოა
  28. katalana : potser
  29. kimera : ប្រហែល
  30. kiorda : belkî
  31. kitsoà : apiki
  32. korana : 아마
  33. latina : fors
  34. malay : kalau-kalau
  35. nahuatl : zanen
  36. norvejiana : kanskje
  37. okrainianina : можливо
  38. persana : شاید
  39. poloney : może
  40. portogey : talvez
  41. romainina : poate
  42. silaovaka : možno
  43. silaovena : mogoče
  44. sinoa mandarina : 也許
  45. soahily : huenda
  46. soedoa : kanske
  47. tagalaoga : baká
  48. tailandey : บางที
  49. tseka : možná

{{}} :

  1. uk
: можливо