antomotra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « antomotra » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

antomotra  ♦ X-SAMPA : AAI : antumut͡ʂạ

...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑umut͡ʂḁ)

  1. p.t. nap.mt.: Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra ityr ny krismasy. • Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. ? F.-p.: Antomotra ohatra ny oron-tsaka: akaiky dia akaiky: Efa antomotra ohatra ny oron-tsaka it9 ny fonadinana.
  2. Antomo-dava ohatra ny andro fandroana: enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin'ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy.
→ antomorina, voantomotra ) manantomotra, fanantomotra, mpanantomotra
  1. anantomorana, fanantomorana.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

  1. venisianina : sarare, sarar, serar
  2. armeniana : մերձավոր
  3. ido : apud
  4. danisy : nær
  5. romainina : închide
  6. fiteny maro :
  7. rosiana : тупик
  8. hongariana : közel
  9. manksa : dooin
  10. letôna : tuvs
  11. sikaotisy : naurby
  12. soedoa : nära, stänga, lokal,
  13. navajo : nahgóó
  14. sinoa mandarina : 当地, 本地, 关闭
  15. espaniola : íntimo,
  16. finoa : läheinen, paikallisjuna, umpikuja,
  17. galisiana : próximo, rematar, terminar,
  18. nerlandey : lokaaltrein, nabije,
  19. norvejiana : lukke,
  20. telogo : ముగించు,
  21. tiorka : yerli, kitlemek,
  22. albaney : afërm, pranë
  23. bashkir : яҡын
  24. kiorda : ته‌ک,
  25. afrikaans : aanstaande
  26. albaney : afërm
  27. alemaina : schließen
  28. anglisy : close
  29. danisy : lukke
  30. ebreo : סגר
  31. espaniola : íntimo
  32. espaniôla : cercano
  33. esperanto : fermi
  34. finoa : läheinen
  35. frantsay : proche
  36. ido : proxima
  37. indonezianina : akrab
  38. inoktitoty : ᖃᓂᑦᑐᖅ
  39. inuktitut : ᖃᓂᑦᑐᖅ
  40. islandey : skammt
  41. italiana : chiudere
  42. italianina : prossimo
  43. japoney : 閉じる
  44. jeôrjiana : დახურვა
  45. katalana : acostat
  46. korana : 가까이
  47. nerlandey : sluiten
  48. pasitoa : نږدې
  49. poloney : bliski
  50. portogey : fechar
  51. silaovena : zapreti
  52. soedoa : nära
  53. tseka : blízko
  54. vietnamiana : đóng

{{}} :