atletisma

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 atletismako atletismanay, atletismantsika
2 atletismanao atletismanareo
3 atletismany atletismanjareo

atletisma  ♦ X-SAMPA : AAI : atletismạ

...
(Sary)
  1. Vondron-taranja amin'ny fanatanjahantena izay ahitana ny azakazaka, ny fanipiana, ny fitsambikinana...

Dikan-teny

Wiki puzzle.svg Anagrama