Hankany amin'ny vontoatiny

baomba

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

baomba

  1. Fitaovana mipoaka mahery vaika ampiasaina handravana toerana na hamono olona.
    • Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga.