beaker

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

beaker

  1. fitoeran-javatra misy rihana fisaka, misy molotra, ampiasaina ho fitoeran-javatra laboratoara
  2. kapoaka
  3. lovia misy rano hosotroina tsy misy tantanana, indraindray natao hampiasain'ny ankizy

Fanononana

Tsiahy