Aller au contenu

democracy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

democracy

  1. fanjakana manana rafitra demaokratika amin'ny fitondrana
  2. finoana ny fahalalahana politika sy ny fitoviana; ny "fanahin'ny demokrasia"
  3. fitondran'ny vahoaka, indrindra amin'ny maha-endriky ny fitondram-panjakana azy; na mivantana na amin'ny alalan'ny solontena voafidy (demokrasia solontena)

Fanononana

Tsiahy

  • democracy at OneLook Dictionary Search
  • democracy in Keywords for Today: A 21st Century Vocabulary, edited by The Keywords Project, Colin MacCabe, Holly Yanacek, 2018.
  • "democracy" in Raymond Williams, Keywords (revised), 1983, Fontana Press, page 93.
  • democracy in The Century Dictionary, New York, N.Y.: The Century Co., 1911.
  • Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy democracy tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)