Aller au contenu

dishonest

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Mpamaritra

dishonest

  1. zavatra manelingelina ny fahitsiana
  2. zavatra tsy marina
  3. zavatra tsy mendrika voninahitra; mahamenatra; tsy mendrika; tsy madio; mamoafady
  4. zavatra tsy misy voninahitra, tsy mendrika

Fanononana

Tsiahy

  1. Jespersen, Otto (1909) A Modern English Grammar on Historical Principles (Sammlung germanischer Elementar- und Handbücher; 9)‎[1], volume I: Sounds and Spellings, London: George Allen & Unwin, published 1961, § 6.64, page 203.